FANAMBARANA - ANTSO AVO HO AN'NY ZANAK' i DIEGO ... [ Solontenan'ny Ray aman-dreny ]

FANAMBARANA - ANTSO AVO HO AN'NY ZANAK' i DIEGO ... [ Solontenan'ny Ray aman-dreny ]

Gasy Tv

2 недели назад

5,030 Просмотров

Ссылки и html тэги не поддерживаются


Комментарии:

@rtsvhgy3589
@rtsvhgy3589 - 18.05.2024 18:57

AZA MANAIKY ZAREO A ASAIVO AVOKA NY MARINA MIOMBONA AMNAREO ZAHAY MALAGASY ATY TANA

Ответить
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 - 18.05.2024 19:02

Aza mifidy io candidate fitondrana io

Ответить
@mahefamanerouck7416
@mahefamanerouck7416 - 18.05.2024 21:06

Merci fa dr après la morts .voadraba totay .mifohaza atsika

Ответить
@chacazoulou6694
@chacazoulou6694 - 18.05.2024 21:12

Que dieu protège monsieur le maire de Diego suarez

Ответить
@user-gr9fm3bs8j
@user-gr9fm3bs8j - 19.05.2024 00:01

Makasitra papa

Ответить
@moniquerasa5611
@moniquerasa5611 - 19.05.2024 04:21

Dieu merci

Ответить
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 - 19.05.2024 11:38

aza mifidy olon'ny tgv orange dia ampy izay.izay ihany no vahaolana tsara ho an'i Madagasikara sy ny vahoakany

Ответить
@user-bf9jo5ue7t
@user-bf9jo5ue7t - 19.05.2024 11:54

Ireny dia intimidation ataon'izao fitondrana amin' izao. Ianareo côtier sy ny tafika no sisa andry iankihinan'izao fanjakana izao. Koa raha tianareo bola ho loza noho izao ny fiainampirenena dia fidio foana izao fitondrana izao ê !

Ответить
@jorrytsimodilaza1695
@jorrytsimodilaza1695 - 19.05.2024 12:48

Zay vo mba nisy olona niteny avy ao Diégo. Praiminisitra kony avy aminareo any e.

Ответить
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x - 19.05.2024 18:33

toravo angi aby ireo hova ireo

Ответить
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo - 21.05.2024 09:37

Aza tanisaina à René hoe tsy izao tsy izao no tokony samborina...mino aho fa zay efa tratra dia hita n tsika fa angadra ary efa voatsara. Zay mbola tsy tratra dia mbola an andala pikarohana tompoko...refa tratra iz reo dia mandoa ny anjarany any am ponja...izao fitondrana izao dia zao...izao fitondrana zao dia zao...iiiiiiiio anie avy am fiteny hie l exemple viens d en haut..io eh!!! Tsy fananareo fanahy mba nananatra zay nitondra teo aloha..hoe!!!tandremo zalahy eeeeeehh!!!!io fanamparam.pahefana ataonareo am ekipan ny tgv sy ny mpiara dia aminy io anie ka...andro iray iz ireo ahazo fitondrana !!!hibabababa anie ianareo eeeeh...io iz...tsy iz hitanareo eo io???? An!!!variana namely ny hafa refa mis mpitondra kely mba nanohana toy i rajao mba nahazo fitondrana kely i rajao nefa i rajao tanjaka maty akory tsy nananany fa vidina am vahoaka ny tanjany..zany hoe hemeno kianjan ny mahamasina dia mila ifaina 25 000 fmg ny vatan olona mba hamenoana. An i mahamasina..tsapan io olona nisamborina ao antsiranana io ny avozoan.i ..mavozo.tsy manana tanjaka akory i rajao .maty tanjaka nefa dia miara milalao manao fanamparam pahefana am l ekipan ny tgv ...zao i rajao tsy am fitondrana intsony...mba noviana i rajao mba nitsangana mba niaro ireo olona voasasmbotsambotra rehetra am zao fotoana niara nanao zavatra tsy ara dalana tam n ireo ekipan ny hvm toy talen ny jirama sasany zay amponja am zao????mba naheniana feo va i rajao ?? Mba antsoy ary ampitao hafatra i rajao mba hijoro hanaporofo ny tsy tsy fahamarinana am zavatra ananjehana ireny olona ireny mba hamotsorana az ireny fa hatram zao dia mbola tsary hita nitraka mihitsy ny lohan d rajaonarimampianina mba hiaro ireny olona ireny mba hanaporofo n'a marina na tsia ny zavatra hampangaina ireny olona ireny fa tsy ny mpitondra indray no vingavingaina hoe nahoana tsy karohina rakoto namadika volamena lasa bolongam bi??? Raha fantatra olona nanao an iny f angaha tsy efa nisamborina ry René??? Forongon ny hvm alohan ny hiala am seza ao ihany no nahavita nanao iny plan nanova volamena ho bolongam bi iny fa aza allika am rajoelina ny taintsalaka ni hvm ..fa fantany fa ho ratsy toerana isika am ty ministera ity dia andao gafiana alohan .y hialana..sahala ny nanaovan i forongon ny hvm vato sarobidy firy tone nigiazana tao am ministeran ny mine.izay an i madama tsy tadidiko ny anarany fa ara dalana ny fitrandrahan ilay madama ilay vato fa nahita ny habezany sy hatsaran ny vidiny ny hvm dia ampitson iny ihany dia ni deplacer n i forongo matin ny hvm tsy misy ilana az ireo eto am firenena ilay vato...nahodin ny forongon ny hvm toy nataon drozalahy nanova volamena ho bolongam bi io....nigiazana tao de firy andro dia nanjavona ilay vato..i tgv va namarotra lay vato????i hvm .. Ka forongon n olona niarovan ny hvm ihaaany io manondranondrana harena tsy amnara dalana eto am firenena ry René aaaa zay tratra dia tratra.efa hita fa voatsara daholo zay tratra...aza tanisaina intsony fa ty hi impliqué rajoelina ao anaty tambazotran ny mpanao trafique njavatra tsy aradalana eto am firenena manko ao anaty loha motta areo be fankahalana lava tsy mba nijery ny nataon izay teo aloha manko ny Paik ady nao am.zavatra miseho ankehitriny..mitabataba am volamena 73kg sy sns ianao. Tsy ianao ihany va nitabataba teto hoe isanandro firy hélicoptère mitondra volamena taterin ny sinoa izay navelan drajao nandrifitra harena tsika teto???...mba aiza volamena ireny tsy dradraninao ankehitriny fa volamena 73 kg dradradradrainaoneto.isanandro fa ts mba ataonao andoha fa 73kg dia 73 député..nahariharin ny mpanohitra fa 73 député tsy nahazo fahefana no ninia nikendry io hoe volamena 73kg...ka refa mba mahazo fahefana kely mitondra toy rajao??? Zay mpiara dia aminy dia mieritrereta tsara aloha hoe manana ny tanjany ve ity filoha rajao mividy tanjaka am vahoaka 25 000 f mba hameno kianjan ny mahamasina ka hanao fanamparam pahefana am ekipany tgv aho zay manohana an i rajao tsy manana force .iiiinona zavatra ahazo ahy andro iray ka tafiakatra am fitondrana i tgv zay nahalany irajao malemy???? De io iz fa aza atao mahagaga ry René...voilà iz akee natriaka roh!!!

Ответить
@ClorithoNirvola
@ClorithoNirvola - 21.05.2024 11:33

Mitsangana anare vahoaka n'y Diego fa efa ts fanajana ra ataony fitondrana io, ary aza mifidy olo miaraka amny fitondrana io

Ответить
@julesrasolondraibe7820
@julesrasolondraibe7820 - 21.05.2024 17:56

amiko tena exaction politique de l'Etat izao
( tsy rariny- hitako iny zavatra nitranga tany ville Diego iny°

Ответить
@ClestineDama
@ClestineDama - 21.05.2024 22:34

Mampalahelo ny fitondrana eto Madagascar : tsy azo toerina , tsy azo lazaina ny marina , mba mahaiza MIFID . Mampalahelo mampalahelo toy ny jeriny (fanahy) ankizy tambitambazina @ bonbons dia efa very Saina nefa 18 taona manomboka MIFIDY .

Ответить
@claraanita6161
@claraanita6161 - 22.05.2024 21:09

Mahagaga vahoaka jiaby efa après que Léo fitodranam-poza reto anefa isakiny misy latsa-bato Mbola ato lany fo 🤔🤔

Ответить