Комментарии:
Makasitraka fa milay
ОтветитьTsara !
ОтветитьMankasitraka rangà fa mlay nareô ❤❤❤🙏🙏🙏💋
ОтветитьMerci LOLA 🥰✨️🧡
ОтветитьGne raha nofa misy an'i Black Nadia dia tena mahafinaritry sinitry. Tsy ambanin-draha koa i Njakatiana. Misaotry anao Lôla mahay mampifandray gne artiste namanao. Tohizo fa mahafinaritry.
ОтветитьMahafinatrabe nereo zany 👍👍❤️
ОтветитьTsara loatra 😍😍😍❤️❤️
ОтветитьKanto loatra
ОтветитьMankasitraka e❤
ОтветитьDa hain'i Lola avao gne manambatra olo. ❤️ Tiako itiky fa version taloha iny tena mamiko ro ka. ❤️
ОтветитьMerci Lola fa tena TSARA. :-)
ОтветитьVita Téo n'y rechaka, n'y tetika s'y fijalia e. Tsara e 🤣🎤
ОтветитьIty ny hiran i Lola tiako ndrindra ♥️🥺
ОтветитьTena tsara le hira💞💞
ОтветитьMisaotra ee
ОтветитьTena zany tokoa tsy mashahy mireshaky, nefa tena tia azy...
Ответить❤️❤️❤️🇲🇬
Ответитьnice
ОтветитьMaha te hody Mada tsara loatra merci ❤❤❤
ОтветитьAncienne génération mood : porter des lunettes de soleil même de nuit ! Heureusement Lola est là !
Ответитьmamy kely ity hira ity. sady mampatsiahy ny taloha no matsiro amin'ireto feo tsara be mitambatra. mety e
ОтветитьManja be inona no ataoko e!!
ОтветитьEka lahy. Tano gnategna😍😍😍
Ответитьtiako be fa misotre
ОтветитьMafinaritra e 🎶
ОтветитьTena tsara bé! Mahafinaritry🥰🥰💖💖
ОтветитьTsara b daholo dit hosana❤❤❤❤ nareo rehetra
Ответитьtsara be 😍👌🏼
ОтветитьMankasitraka bé Ann
Bravo ❤️❤️❤️❤️😍😍😍j adore
Gn fahazazako gny tsaroako voalohany
ОтветитьTsara e, misaotra efa ela tsy heno de zao ndray, vaovao an
ОтветитьTa hody andemaky toa abaraha...
ОтветитьRefa Lola tsara d tsara
ОтветитьTop
Ответить😘😘
ОтветитьTiako ooo !!❤❤❤
ОтветитьHafa avao Lola jalahy 😍
ОтветитьMerci fa tena tsara le hira 💯
Ответить❤❤❤
ОтветитьMahafinaritra be mahita anareo mpanakanto mifankatia! tsara e!
Ответить💛🧡❤️💙❣️💖
ОтветитьTena tsara,
ОтветитьSoa fotsiny e.❤
ОтветитьJ’adore 😍
ОтветитьTena tiako e♥️♥️♥️♥️♥️
ОтветитьNjakatina is the best I love him 🤩🤩🤩😍😃😃😃👌
ОтветитьNapitapy anà zan hira zan taloha.merci bcp
ОтветитьTsara reto aaa
ОтветитьOK !
Ответитьmisaosy e,tsara be zalahy ny mizikantsika
Ответить